|
|
|
|

Entrée1  teny nomena
Mots élémentaires  2  teny, 3  omena
Partie du discours  4  locution
Exemples  5  [4.27] Tsy misy intsony na ny tsy fivadihana amin’ny teny nomena, na ny fandalana ny hajan’ny tena.
6  [2.996] Ny hatsaram-ponao anie no ho fiononako, araka ny teny nomena ny mpanomponao.

Mis à jour le 2024/12/07